Teny iditra UNESCO
Sokajin-teny   anarana (fanafohezanteny) [firaketana]
Dikanteny malagasy   Teny anglisy nohafohezina io "UNESCO" io ka toy izao ny teny ao: United Nations Educational Scientific and Cultural Organization, izay midika amin'ny teny malagasy hoe: Sampan'ny Firenena Mikambana miandraikitra ny Fampandrosoana ny Fanabeazana, ny Siansa ary ny Haren-tsaina. [Rabenjamina: Triotrio]
Voambolana  
Fifanahafana   fanafohezan-teny

Nohavaozina tamin' ny 2010/06/30