Teny iditra v
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Tarehintsoratra fahasivy ambin'ny folo ary renisoratra fahadimy ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho b amin'ny fanakambanan-teny: Takolaka varavarana miova ho takola-baravarana; marihina fa ny v manomboka fototeny mikambana amin'ny man mba hanaovana matoanteny dia indraidray miova ho b ka ny "man" lasa "mam" (man + voly = mamboly), indraidray kosa latsaka fotsiny amin'izao (man + velona = mamelona). [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay Dix-neuvième lettre et quinzième consonne de l'alphabet malgache. [Abinal 1888]
Mpanahaka  abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra V
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy marika romana izay milaza ny isa 5 [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa

Teny iditra V
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Singa mivaingana, faha-23 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy Vanadium [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/03