Teny iditra | va | ||||||||||
Sokajin-teny | kianteny | ||||||||||
Famaritana malagasy | Kianteny enti-manontany, ka tsy fanontaniana tsotra no ambara aminy fa fanontaniana fampiasa amin' ny kabary izay fantatra avy hatrany rahateo fa ho tsia" na "eny" no valiny: Ho sahintsika va ny minia ho very? (Ny fampiasana ny va dia tsy manomboka fehezanteny fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana; indraindray azo ampiarahina amin' ny "moa" ny va ka atao manarakaraka azy: Moa va tsy rahalahintsika rehefa mety ho iray ra amintsika?) [Rajemisa 1985] | ||||||||||
Famaritana frantsay | Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [Abinal 1888] | ||||||||||
Famaritana anglisy | interrogative; cf. moa: handèha va hianào? are you going ? [Hallanger 1973] | ||||||||||
Famaritana frantsay | interrogative, cf. moa: handèha va ianào? est-ce que vous partez ? [Hallanger 1974] | ||||||||||
Teny mitovy hevitra | ve | ||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||
Mpanahaka | moa | ||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||
Teny iditra | va~ | ||||||||||
Sokajin-teny | tovona | ||||||||||
Teny iditra | va
![]() | ||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||
Famaritana malagasy | matoanteny frantsay "aller": Il va (Mandeha izy) [3.1] | ||||||||||
2017/06/29 |
![]() |