Teny iditra vadi > vadina (vady)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Alaina ho vady: Zazavavy tsy azo vadina iny fa ratsy toetra izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu’on épouse: Tsy azonao vadina io zazavavy io (Vous ne pouvez pas épouser cette jeune fille) [1.3]
Ohatra Raha izany no azo vadina, dia ho vita i Menabe! [2.528]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vadina, vadiko, vadinao, vadiny, vadintsika, vadinay, vadinareo, vadin', vadin-, vadim-, vadi-
Ny lasa : novadina, novadiko, novadinao, novadiny, novadintsika, novadinay, novadinareo, novadin', novadin-, novadim-, novadi-
Ny hoavy : hovadina, hovadiko, hovadinao, hovadiny, hovadintsika, hovadinay, hovadinareo, hovadin', hovadin-, hovadim-, hovadi-
Filaza mandidy : vadio
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra vadi > vadika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisehoan' ny ilany tsy mbola niseho: Vadi-boamaso
Lafy: Vadi-tsarany
Fitaipahana, tsy fitanana ny teny natao: Vadi-belirano
Famindrana na famonosan-damba ny razana efa maty: Vadi-drazana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le rebours, l’envers, l'opposé; le changement, la trahison, la violation d’un traité, d'un contrat, d’un serment, le chavirement, le revirement, le changement de côté ou de flanc [1.3]
 Chavirement [1.20]
 (toute l'île, mais on prononce valika dans l'Ouest et le Sud). La face inférieure d'une feuille, lorsqu'on parle d'une plante. Ce nom est surtout utilisé quand la feuille est discolore, par exemple verte au dessus et blanche dessous. Principaux dérivés : am-badika : à la face inférieure de la feuille ; avadika : qu'on retourne, en parlant d'une feuille, surtout quand elle est discolore ; mamadika : retourner une feuille. [1.196]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry