Teny iditra vadim-bolana (vady, volana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy anaran-kafa ilazana ny Fitarikandro [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy an evening star [Richardson 1885]
Fandikana frantsay la planète Vénus [Abinal 1888]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra fitarikandro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31