Teny iditra vadintanimbohitra
Singan-teny vadintany ; vohitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vadintany izay mipetraka isam-bohitra ary vantanin' ny vadintany ambony [1.1]
Ohatra Ary isam-bohitra indray dia misy ny Vadintanimbohitra sy ny loholona zokiny natao hoe "Tafondro miandry vavahady. [2.508]
Tovy hevitra vadintany ambany

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18