Teny iditra vadintany ambony
Singan-teny vadintany ; ambony
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vadintany tsy misaraka amin' ny mpanjaka miara-midinika aminy ny ady tonga eo andRova, mitondra ny teniny ary mamaky heloka ny olona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01