Teny iditra vady fady
Singan-teny vady ; fady
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona tsy tokony hivady nefa mivady ihany, toy ny zanak' olo-mpirahavavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A female servant taken as a wife, the marriage of the children of two sisters [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qui sont comme soeur et frère, avec qui on ne peut se marier, comme un esclave [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01