Teny iditra | vady mody | |
Singan-teny | vady ; mody | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny vady tsy atao malaza fa tsorina ny fampakarana azy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Same as mampody vady [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mariage accompli simplement par la tradition du vodiondry ou par l'inscription sur le registre civil [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |