Teny iditra vahindanitra (vahy, lanitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Antokon-kintana tsy hita isa mifanakaiky ka toa mitankosina fotsy ary manaraka faritra lehibe lavalava ka mova tsy toy ny vahy mandadina eo afovoan' ny habakabaka [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay [ vahin-danitra ] la voie lactée [Abinal 1888]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31