Teny iditra vahiny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona avy any amin' ny tany hafa, tsy tompontany: Mahazo monina tsara eto ny vahiny raha tsy voatohintohina ny fiandrianom-pirenentsika
Olona tonga mitsidika ao an-tokantrano ka raisina sy omen-tsakafo: Andeha hanokombary ho an' ny vahiny aho aloha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A stranger, a foreigner, a guest [1.7]
Fanazavàna teny frantsay étranger; hôte [1.8]
Ohatra 
1Diniho ange, mankafy ny dihy vahiny ny tanora. [2.445]
2Vahiny marina izahay, vao tonga avy any atsimo. [2.270]
3Nisy vahiny tsy fantatra izay tonga taminy teto. [2.472]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra vahiny
Sokajin-teny anarana vahy sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy Tsorian-javatra hita mazava tsara, hita amin' ireo teny toy ny hoe: vahindanitra, vahindroroha [1.1]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18