Teny iditra vahivoraka (vahy, voraka)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   Plante vénéneuse et purgative, Phytolacca abyssinica. Jacq [Abinal 1888]
Ohatra   Raha malemy ny ozatra: ny vahivoraka, ny ravina totoina, tanehina, andomana ny tongotra; [Callet: Tantara, takila 114]
Anarana siantifika   Phytolacca abyssinica
Voambolana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/14