Teny iditra vahona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan-javamaniry mangidy izaitsizy ampiasain' ny olona ho fampivalanana (ny vonin' ny vahona atao hoe sahondra) [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a generic name for various plants of the genus Aloe, especially Aloe macroclada, Baker, and Aloe deltoideodonta, Baker. Also a species of Crinum (Sihanaka) [Richardson 1885]
   aloes [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   aloès [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Ohatra   Mamontsina ny ambiaty ary manantom-panja amin' ny taho toa lakolosy kely ny vahona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 15]
Anarana siantifika   Aloe macroclada ~ Aloe deltoideodonta ~ Crinum
Voambolana  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny vahona itý (1): Ambahona

Teny iditra vahona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   jereo gogo [Betsimisaraka] [Rajemisa 1985]

Teny iditra vahona
Sokajin-teny   mpamaritra
Dikanteny frantsay   amer [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2016/07/31