Teny iditra | vahorana (vahotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Azon' ny tahotra; ampitahorina [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on terrifie, qu'on épouvante [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | vahorina | ||||||||
Fivaditsoratra | vahorana, varahona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |