Teny iditra vahorina (vahotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Azon' ny tahotra; ampitahorina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu’on terrifie, qu'on épouvante [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vahorina, vahoriko, vahorinao, vahoriny, vahorintsika, vahorinay, vahorinareo, vahorin', vahorin-, vahorim-, vahori-
Ny lasa : novahorina, novahoriko, novahorinao, novahoriny, novahorintsika, novahorinay, novahorinareo, novahorin', novahorin-, novahorim-, novahori-
Ny hoavy : hovahorina, hovahoriko, hovahorinao, hovahoriny, hovahorintsika, hovahorinay, hovahorinareo, hovahorin', hovahorin-, hovahorim-, hovahori-
Filaza mandidy : vahory
Tovy hevitra vahorana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20