Teny iditra vahy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavamaniry mandady amin' ny hazo: Misy dimy amby roapolo karazana ny vahy eto Madagasikara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a vine, a creeping plant [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   liane [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   plantes grimpantes et rampantes [Abinal 1888]
   plante rampante ou grimpante [Hallanger 1974]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy ity teny vahy ity (4): Ambahibe, Ambahikarabo, Ambahikily, Ambahy

Teny iditra vahy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] fifangaroana [Rakotosaona 1972]

2016/07/31