Teny iditra vaika
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Saika na saiky [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay presque, peu s'en faut [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra vaiky

Teny iditra vaika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ilay vy kely entina hampiatrana ny fem-basy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay l'action d'armer le chien du fusil [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra vaika
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay intensité
¶ vaikan-drianaratra mahomby: intensité efficace du courant
¶ vaikan'ny fiaina, vaikan'ny fisefo: intensité respiratoire. [Voambolana: Haiaina] [SLP 1986]
Voambolana 

2012/07/08