Teny iditra vainafo (vay, afo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy [ vain' afo ] A glowing coal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Braise, charbon, tison embrasé [1.3]
 [ vain' afo ] Tison embrasé [1.8]
 Braise [1.13]
Ohatra 
1Nefa sary vain' afo ao an-dohako mitambatra [2.928]
2fomba enti-milaza ny olona mova tsy ny vainafo fonosina lavenona mba hateza. [2.313]
Tovy hevitra iroka
Zanakanarana Vainafo Tononkira (Zanamihoatra Randja)

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/20