Teny iditra vainga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan' ny saka ilay vaingan-kena teo ambony lovia. / Miempo ny vaingan-dranomandry raha vao tratran' ny hafanana. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay solide, masse [SLP 1986]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra vaingana ~ vaingavainga

2013/07/30