Teny iditra | vaingana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan' ny saka ilay vaingan-kena teo ambony lovia. / Miempo ny vaingan-dranomandry raha vao tratran' ny hafanana. [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A lump: [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Masse, motte [1.8] | ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | vainga ~ vaingavainga | ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | vaingana (vainga) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Didiana: Vaingao kely ity hena ity [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | vaingana, vangiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |