Teny iditra vaivonto (vay, vonto)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy vay misy nana be dia be izay mahatonga azy hivonto [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay engelure, abcès [SLP: Voambolana]
Voambolana 
Fifanahafana  baivonto ~ kibay ~ kifongo

2009/10/29