Teny iditra vaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tsy mahatapa-kevitra amin' izay hatao, sahirantsaina, sanganehana, sakodiavatra: Vaka ity ny saiko: sady ta handeha aho no te hijanona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   qui ne sait que dire ou que faire, interdit, interloqué, confondu [Abinal 1888]
Ohatra   Dia vaka teo aloha kelikely Daniely izay atao hoe Baltasara; [Baiboly: 34:004:016/Daniely 4:16..]
Voambolana  
Sampanteny  

Teny iditra vaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] sarotahotra [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] kanosa, sarotahotra: Vaka mijodijody aliña k'aja mitoditodika sandre tojo raha mampatahotra (ilay saro-tahotra mandeha alina ka aza miherikerika sao sendra zava-mahatahotra) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra vaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] malemy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra vaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] misy fotsy eo amin'ny tenda (vorona, alika, ets...) [Rakotosaona 1972]

2014/01/21