Teny iditra vakiambiaty
Singan-teny vaky ; ambiaty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana omena any anivon-tany ny vary afafy amin' ny volana Septambra (izay ahavakian' ilay zavamaniry atao hoe "ambiaty") ketsaina amin' ny volana Desambra ary jinjaina amin' ny volana Avrily na Mey eo ho eo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (on nomme vaki-vony les boutons floraux qui viennent de s'ouvrir ; il s'agit ici des fleurs de l' ambiaty). Nom du riz repiqué en deuxième saison ; parce que ce repiquage doit se faire quand s'ouvrent les premières fleurs des ambiaty. Voyez l'article vary : types de culture. [1.196]
Ohatra Efa manomboka ho masaka ny vakiambiaty, ka mavo mena Betsimitatatra, sady notarafin' ny masoandro ndeha hody ka mainka koa nivolom-bolamena naharenoka ny maso. [2.499]
Voambolana 
Kamban-teny 
Mpanahaka  varialoha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20