Teny iditra | vakina (vaky) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Potehina: Novakin' ny ankizy ny fitaratray Tresahina, sasahina: Vakio roa io hazo fisaka io Simbana, ravana, robaina: Novakin' ny sasany ny tranony Lalovana eo afovoany: Vakin' ny arabe migodana ny tanà nanay Aseho ho fantatry ny be sy ny maro: Novakin' ny fokonolona teo anatrehan' ny mpitsara ilay mpangalatra Saratsarahina ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazainy: Vakio ireo teny amin' ny petadrindrina ireo. [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on fend dans le sens de la longueur, qu’on casse Qu’on traverse Qu’on met en déroute Qu’on accuse [1.3] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vakina io | ||||||||
Fivaditsoratra | ankavy, kavina, vakina, vanika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |