Teny iditra vakoa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-dravinala fihinana izay anaovan-tsatroka ny tsirany ary anafoana trano kosa ny raviny (Pandanus utilis) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Pandanus utilis
Teny mitovy hevitra vakoana
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny vakoa ity (1): Ambakoa

Teny iditra vakoa
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Taisaka] koa [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] aussi [Deschamps 1936]

2013/10/05