Teny iditra vakodrazana (vakoka, razana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy ireo hira na dihy malagasy hiringiriny fahiny izay azo heverina ho tahirin-drazana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the family jewels; folk music, folk dancing, etc [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay trésor familial; musique, danses folkloriques [Hallanger 1974]
 folklore [Rakotonaivo 1993]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31