Teny iditra vakoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Masombola na rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana
¶ Vola na harena tehirizina; rakitsoa sarobidy navelan' ny ray aman-dreny na ny razana. [Rajemisa 1985]
 rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana [Akademia 2005]
Famaritana anglisy a silver chain
¶ inherited treasure [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay une grande chaîne d'argent
¶ trésor [Abinal 1888]
 chaîne d'argent
¶ trésor dont on hérite [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1ary rahefa izany, asiana ny vakoka sy ny haingo: [Callet: Tantara, takila 574]
2Mirandrana izy, ary volamena avokoa ny satroboninahitra, ny fehivozona, ny fehin-kibo, ny vakoka nanaovany. [Fagereng: Tantara, takila 20]

Teny iditra vakoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy Malagasy traditions [Hallanger 1973]
Famaritana malagasy akora na fitaovana tranainy mirakitra ny ela ahitana taratra ny maha izyy azy ny firenena sy ny vahoaka mbamin' ny tantarany ka zary harem-pirenena, rakitsoa saobidy tehirizina ho fantatry ny taranaka mifandimby: Maro ny vakoka nentin-drazana [Akademia 2005]
Famaritana frantsay traditions [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Ny Fanjakana, miaraka amin' ny Vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana, no miantoka ny fampivoarana sy ny fiarovana ny vakoka ara-kolontsaim-pirenena sy ny famokarana ara-tsiansa, ara-haisoratra ary ara-javakanto. [Fanjakana: Lalam-panorenana]

Teny iditra vakoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Betsileo] (sens général : trésor, objets précieux). Trema orientalis Blume (Ulmaceae). Nom donné à cet arbre quand on utilise son bois à faire des talismans contre les effets de la foudre ou la peur du tonnerre. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Trema orientalis

Teny iditra Vakoka
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Zana-dohateny Dictionnaire des Synonymes de la Langue Malgache
Mpanoratra Rajemisa-Raolison Régis
Mpamoaka boky Ambozontany (1948, 1955, 1957, 1965)
Ambozontany. 1965.
Habeny Ambainy: 14cm. Haavony: 19cm. Takila: 334.
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2019/08/17