Teny iditra vaky hentana
Singan-teny vaky ; hentana
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: maina ~ vaky
Ohatra Aiza Iaveh, izay nitondra antsika niakatra avy any amin'ny tany Ejipta, nitari-dàlana antsika tany an'efitra, tany amin'ny tany ngazana sady vaky hentana, tany amin'ny tany karankaina sy aloky ny fahafatesana, tany amin'ny tany tsy falehan'ny olona, tsy onenan'olona? [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01