Teny iditra vaky sarona
Singan-teny vaky ; sarona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny hoditra manarona ny loha bibikelin-jaza izay efa mety hivotsotra tsara ka mora hotsongoina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Commencé, préparé, disposé pour être circoncis [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19