Teny iditra vala
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] rova [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka, Tanala, Tanosy] fefy [Rakotosaona 1972]
 Fefy manodidina: Asio vala ny akohonareo fa manimba ny tanimbolinay
¶ Faritra na toerana andrian' ny omby ao an-tanàna; fahitra: Nihoatra ny vala ilay zanok' omby halina
¶ Fizarazaran' ny tanimbary: Manana tanimbary telo vola i Dadabe eny Antanintsaonjo
¶ Antoko, fifehezana: Irina mba tsy hisy afatsy volatokana ho an' ny Kristianina rehetra. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an enclosure, a pen; a border [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay  [Provincial] enclos (un), parc à boeufs (un), bordure (une), village (un), finage (un) [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay domaine, parc, enclos, finage [SLP: Voambolana]
 clôture, entourage en bois [Boiteau: Végétaux]
Sampanteny 
Endriteny 
vala
valako
valanao
valany
valantsika
valanay
valanareo
valan'
valan-
valam-
-bala
-balako
-balanao
-balany
-balantsika
-balanay
-balanareo
-balan'
-balan-
-balam-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Namaky vala ny ombinay roa lahy indray alina. [Andraina: Mitaraina, takila 24]
2Ary ny trano tany, noferany am-bohitra vita vala hady. [Ndemahasoa: Antakay, takila 15]
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny vala ity (33)
Ambala
Ambalabe
Ambalafary
Ambalafeno
Ambalafontsy
Ambalafotaka
Ambalagoavy
Ambalahazo
  Ambalahonko
Ambalahoraka
Ambalahosy
Ambalakazaha
Ambalamadiro
Ambalamahasoa
Ambalamahatsinjo
Ambalamainty
  Ambalamanga
Ambalamarina
Ambalamena
Ambalanjanakomby
Ambalanomby
Ambalaomby
Ambalarano
Ambalasatrana
  Ambalasoa
Ambalatelo
Ambalavao
Ambalavaokely
Ambalavary
Ambalavato
Ambalavatokely
Ambalavelona
  Ambalavola

Teny iditra vala
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay ensemble [SLP: Voambolana]
Voambolana 

Teny iditra vala
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay Nom donné à diverses espèces d'arbres ou d'arbustes utilisés pour faire des clôtures. Les plus communément relevés sont :
¶  [Tanosy] Dombeya ambongensis Arènes (Malvaceae). Relevé par P. Boiteau à Fort Dauphin, 1972. Fibres des écorces utilisées en corderie et pour les tissages grossiers.
¶  [Tandroy] Dombeya lecomtei Hochr. ; réf. Service Forestier 12943 ; Dombeya parvipetala Arènes ; réf. Decary (nom relevé sur le type de l'espèce) ; Dombeya valafotsy Arènes ( Malvaceae) ; réf. Réserves Naturelles 2758. Toutes ces espèces ont des écorces fibreuses et servaient autrefois à lier entre elles les pièces d'une charpente. Elles étaient multipliées volontairement par bouturage. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 
Anarana siantifika Dombeya ambongensis, Dombeya lecomtei, Dombeya parvipetala, Dombeya valafotsy

2018/11/13