Teny iditra valahana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Faritra amin' ny tenan' ny olombelona mifanandrify amin' ny toerana misy ny voa ao an-damoaina, izany hoe ny faritra manodidina ny maoja [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the loins [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay les reins, la région lombaire [Abinal 1888]
 les reins [Hallanger 1974]
Voambolana 

Teny iditra valahaña
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] elakela-po [Rakotosaona 1972]

2012/04/02