Teny iditra valala
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-bibikely lava tanana, maitso na manja, ary misy tongony efatra ka ny roa eo aoriana lavalava kokoa noho ny eo aloha, izay ahafahany mitsambikina. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a grasshopper, a locust [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sauterelle, criquet [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Fifanahafana  adrisa ~ aketa ~ ambolo ~ ambolokely ~ ampongavato ~ dongara ~ kijeja ~ koraika ~ mahaverizoky ~ ramijaingy ~ sompanga ~ tsikondry ~ tsimbaivay ~ tsimbatavata ~ tsimbolavola ~ tsimbotry ~ tsimpefe ~ tsindakana ~ tsindrano ~ tsingentana ~ zafinadrisa

Teny iditra valala
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay innombrable [Abinal 1888]
Famaritana frantsay Se disait de ce qui est innombrable [Veyrières 1913]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2017/06/29