Teny iditra valalabemandry (valala, be, andry)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny enti-milaza ny ankapobem-bahoaka, ny sarambabem-bahoaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [ valala be mandry ] the mass of the people, the public [Richardson 1885]
 the mass of common people [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay la masse du peuple [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Ohatra 
1Ilaina ihany koa ny fampahatsiahivana ny valalabemandry eo amin' ny fahadiovana sy ny fahavarana ny toerana onenana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 113]
2Ary ny valalabemandry ho main'ny hetaheta [Baiboly: 29:005:013/Isaia 5:13..]

2013/04/16