Teny iditra valala fiandry fasana
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny mpanompo sasany tsy mba nozarain' ny mpandova fa nasainy nitoetra teo amin' ny tany nisy ny fasan' ny mpandova ihany
¶ ankehitriny: ny olona mponina eny an-tanindrazana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay littéralement: les sauterelles gardiennes du tombeau; figuré: esclaves priviligiés, affectés à la garde des tombeaux, des maisons ou des campagnes, qu'on ne pouvait pas vendre et qui n'entraient point dans le partage des biens; celui qui habite près du tombeau de famille [Abinal 1888]

2019/08/17