Teny iditra valalanina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny maso vizana eo am-pitazanana na eo am-piandrasana: Valalanina ny maso mijery ireo fiarakodia an-jatony mitanjozotra
¶ Enti-milaza olona refona na noana ka jembijemby mila tsy hahita [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy tired out by monotonous work [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay épuisé par un travail monotone [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra Ny tena foana no valalanina mijery sy mifidy [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 103]

2012/12/29