Teny iditra valalatsimandadiharona (valala, tsy, lady, harona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny enti-milaza ny zaza amam-behivavy izay tsy mba afaka mandositra raha misy fahatairana [Rajemisa 1985]
Ohatra Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona: [Andriamalala: Ranomasina, takila 61]

2012/03/17