Teny iditra valanaretina (valana, aretina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] aretimifindra mandripaka [Rakotosaona 1972]
 Areti-mifindra [Rajemisa 1985]
 aretina mahazo ny maro ao anatin'ny fotoana fohy [SLP 1986]
Famaritana frantsay épidémie [SLP 1986]
Voambolana 

2012/03/23