Teny iditra valanirana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo mafy fanaovan-trano (Nuxia capitata). Mahatsara ny lalandra ny raviny ka azo tanehina ampiasaina amin ny fanafodin' ny tosidra [1.1]
Anarana siantifika Nuxia capitata
Ohatra Ary rahefa tonga an-trano ny hena, dia itohizana ny valanirana ny tononkena; [2.48]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/08/24