Teny iditra valasira
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka, Tambahoaka] anaram-bolana faharoa amin'ny taona (febroary) [Rakotosaona 1975]
  [Taisaka] anaran'ny volana fahaefatra amin'ny taona [Rakotosaona 1975]
  [Bara] volana fahatelo amin'ny taona [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] volana fahaefatra amin'ny taona [Rakotosaona 1975]
Fandikana frantsay  [Tandroy] nom de mois qui correspond à peu près [...] [tohiny Rajaonarimanana 1996]
Famaritana malagasy  [Tandroy] janvier [Mahafay: Arofototse]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra vala-tsira

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31