Teny iditra valavala
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Tapa-kazo lavalava fitorahana vorona; kipikipy
¶ Sahisahy miteny, be vazivazy sady mampihomehy no mahasosotra: Valavala loatra io zazalahy io ka tsy azoazoko [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Ohatra Fadio ny teny vetaveta, resaka valavala, voso-dratsy, mbamin' ny teny tsy mendrika rehetra, fa aleo aza manao teny fisaorana. [Baiboly]
Teny nalaina 

2019/08/27