Teny iditra valifaty (valy, faty)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ valy faty ] Famelezana olona izay namely ny tena; setrin' ny namelezan' olona iray, na nahafaty izy na tsia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Revenge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vengeance [1.8]
Ohatra Natopiny tany amin' I Lidy indray anefa ny masony, ka toa matahotra ny herim-batana ananany toa mahatsinjo ny valifaty mety hahazo azy. [2.470]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31