Teny iditra | valihavero | |
Singan-teny | valiha ; vero | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaneno kilalaon' ny zatovo fahiny: tahom-bero vaventy maromaro no rarina toy ny zahatra, isokirana tadiny anankiray isaky ny tahony tsirairay; tahom-bero ihany no asisika eo amin' ny tendrony ambony sy tendrony ambany ho fanenjanana ny tadiny [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno ~ Kilalao | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |