Teny iditra valo ambin' ny folo
Singan-teny valo ; amby ; folo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Eighteen (18) [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Dix-huit (18) [3.1]
Ohatra 
1Manana zo hifidy sy hofidina ny olona feno valo ambin' ny folo taona [2.445]
2Tsy latsaka ny fito ambin' ny folo na valo ambin' ny folo kilao, hoy Rakoto [2.471]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01