Teny iditra valoana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza zavatra asiana dimbana, na dembaina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay à quoi on fait une entaille, un rebord [Abinal 1888]

Teny iditra valoana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy karbiorana hidrôzena ampoka, tondroina amin' ny raikipohy bontolo C8H18 fahita amin' ny lasantsy [Akademia 2005]
Voambolana 

2016/03/17