Teny iditra valona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famoretana lamba na fitafiana izay kendrena hilamina tsara; fandaminana sy fitehirizana ao anaty vata ny fitafiana tsy anaovana matetika [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay pli [SLP 1986]
Sampanteny 

2012/09/25