Teny iditra | valopy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Taratasy naforitra efatra ary midity ka aiditra ao anatiny ny taratasy alefa ho an' olona [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | An envelope [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Enveloppe [1.8, 1.13] | |
Ohatra | Valopy manga miforiporitra sy malotom-bovoka no natolony ahy tamin' izany.
[2.472] | |
Ny fihaviany | Frantsay: enveloppe. | |
Fivaditsoratra | pilavo, pivola, valopy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |