Teny iditra vanavana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Misokatra be (enti-milaza indrindra vava lavaka, hady, tevana): Tevana mivanavana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra vañavaña
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] miraikiraiky [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] tavozavoza, raikiraiky [Rakotosaona 1972]

2009/09/01