Teny iditra |
vandambandana
(vandana)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mipentimpentina, vangavanga [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [duplicatif] Moucheté, bigarré Figuré: hypocrite, à double face, qui se conduit tantôt bien, tantôt mal [1.3]
|
Ohatra | Efa hitantsika ny fahavoazana nateraky ny fianarana sadasada natondraky ny mpanjanantany teto amintsika, ka notohizan'ny "zaza navela": toe-tsaina vandambandana, tsy ambony tsy ambany, tsy hendry tsy adala, tsy tsara tsy ratsy.
[2.503]
|
Sampanteny |
Ohabolana |
|