Teny iditra vandravandra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fifantohan' ny maso mafy eo am-pijerena misoritra hatezerana lehibe. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a stare; a look of anger [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay regard fixe, hagard [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 regard perçant, courroucé, fier, farouche [Abinal 1888]
Sampanteny 

2015/04/10