Teny iditra vanga
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Teny ilazana loko misy pentina mainty na mena, fa fotsy ny tokotaniny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy white spotted or partly covered with a color [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tacheté de noir ou de rouge sur un fond blanc [Abinal 1888]
 d'un blanc tacheté de couleur [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra vangavanga
Mpanahaka  volo/colors/couleurs
Ohatra Ary tato aoriana, dia vao naniry trondro hafa kosa indray na mena na vanga ny heniheny. [Callet: Tantara]

Teny iditra vanga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] varotra [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] fividianana [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] vidiny [Rakotosaona 1972]
 Varotra (fivarotana sy fividianana) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay commerce, trafic, négoce [Abinal 1888]
Famaritana frantsay prix d'achat [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra vangany
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  vidy

Teny iditra vanga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] anaram-boronkely [Rakotosaona 1972]
 Karazam-borona sady mifaingoka no mafy ny vavany (Vanga curvirostris) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay l'écorcheur de Madagascar, Buffon et Daub. Vanga curvirostris, Lin. [Abinal 1888]
Voambolana 
Anarana siantifika Vanga curvirostris

2017/07/22